John 19:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Pilato Taminy: Tsy miteny amiko va Ianao? Tsy fantatrao va fa manana fahefana hanafaka Anao aho sady manana fahefana hanombo Anao amin’ny hazofijaliana koa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Pilaty taminy: «Izaho indray ve no tsy itenenanao? Tsy fantatrao angaha fa sady manam-pahefana handefa Anao aho, no manam-pahefana hamantsika Anao amin’ny Hazofijaliana koa?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Pilato taminy: –Izaho ve no tsy itenenanao? Tsy fantatrao angaha fa sady manana fahefana handefa Anao aho, no manana fahefana hampanombo Anao amin’ny hazofijaliana koa?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Pilato taminy: Tsy miteny amiko va Hianao? tsy fantatrao va fa manana fahefana handefa Anao aho, sady manana fahefana hanombo Anao amin'ny hazo fijaliana koa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Pilato Taminy: Tsy miteny amiko va Ianao? Tsy fantatrao va fa manana fahefana hanafaka Anao aho sady manana fahefana hanombo Anao amin’ny hazofijaliana koa?
malagasy
Dia hoy Pilato taminy: Tsy miteny amiko va Hianao? tsy fantatrao va fa manana fahefana handefa Anao aho, sady manana fahefana hanombo Anao amin'ny hazo fijaliana koa?