John 19:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ren’i Pilato izany teny izany dia nitondra an’i Jesosy nivoaka avy tao izy ka nipetraka teo amin’ny seza fitsarana teo amin’ny toerana atao hoe Lampivato, na hoe Gabata amin’ny teny hebreo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany teny izany i Pilaty dia nitondra an’i Jesoa nivoaka, ka nipetraka teo amin’ny fitsarana, amin’ny fitoerana atao hoe Litôstrôtôs, na Gabatà amin’ny teny hebrio.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nandre ireo teny ireo i Pilato, dia nitondra an’i Jesoa hankeo alatrano, ka nampipetraka Azy teo amin’ny toerana avoavo, dia ilay toerana atao hoe Lampivato, na hoe Gabatà amin’ny teny hebreo.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ren'i Pilato izany teny izany, dia nitondra an'i Jesosy nivoaka izy ka nipetraka teo amin'ny seza fitsarana teo amin'ny fitoerana atao hoe Lampivato, fa amin'ny teny Hebreo Gabata
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ren’i Pilato izany teny izany dia nitondra an’i Jesosy nivoaka avy tao izy ka nipetraka teo amin’ny seza fitsarana teo amin’ny toerana atao hoe Lampivato, na hoe Gabata amin’ny teny hebreo;
malagasy
Ary rehefa ren'i Pilato izany teny izany, dia nitondra an'i Jesosy nivoaka izy ka nipetraka teo amin'ny seza fitsarana teo amin'ny fitoerana atao hoe Lampivato, fa amin'ny teny Hebreo Gabata