John 19:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
andro fiomanana amin’ny Paska ny andro tamin’izay, tokony ho tamin’ny ora fahenina; dia hoy izy tamin’ny Jiosy: Indro ny Mpanjakanareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andro fiomanana amin’ny Paka tamin’izay ary tokony ho tamin’ny ora fahenina; dia izao no nolazain’i Pilaty tamin’ny Jody: «Indro ny Mpanjakanareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andro fiomanana amin’ny Paska tamin’izay, tokony ho tamin’ny mitataovovonana. Ary hoy i Pilato tamin’ny Jiosy: –Indro ny Mpanjakanareo!
Malagasy Bible 1865
ary andro fiomanana amin'ny Paska ny andro, tokony ho tamin'ny ora fahenina dia hoy izy tamin'ny Jiosy: Indro ny Mpanjakanareo!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
andro fiomanana amin’ny Paska ny andro tamin’izay, tokony ho tamin’ny ora fahenina; dia hoy izy tamin’ny Jiosy: Indro ny Mpanjakanareo!
malagasy
ary andro fiomanana amin'ny Paska ny andro, tokony ho tamin'ny ora fahenina dia hoy izy tamin'ny Jiosy: Indro ny Mpanjakanareo!