John 19:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’izay i Pilato dia nanolotra Azy taminy mba hohomboana amin’ny hazofijaliana. Dia noraisin’ireo Jesosy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia natolony azy hofantsihana i Jesoa. Ka noraisin’izy ireo Izy, dia nentiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia natolotr’i Pilato azy ireo i Jesoa mba hohomboana amin’ny hazofijaliana. Dia noraisin’ny Jiosy i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany Pilato dia nanolotra Azy taminy mba hohomboana amin'ny hazo fijaliana. Dia noraisin'ireo Jesosy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’izay i Pilato dia nanolotra Azy taminy mba hohomboana amin’ny hazofijaliana. Dia noraisin’ireo Jesosy;
malagasy
Ary tamin'izany Pilato dia nanolotra Azy taminy mba hohomboana amin'ny hazo fijaliana. Dia noraisin'ireo Jesosy;