John 19:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary Izy nitondra ny hazofijaliany, dia nankany amin’ny toerana atao hoe Ikarandoha, izay atao amin’ny teny hebreo hoe Golgota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentin’i Jesoa ny Hazofijaliany, dia tonga teo amin’ny toerana atao hoe Kalvery Izy, na hoe Gôlgôtà amin’ny teny hebrio.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny tenan’i Jesoa no nitondra ny hazofijaliany, ka niainga ho any amin’ny toerana atao hoe Ikarandoha, na hoe Gôlgôtà amin’ny teny hebreo.
Malagasy Bible 1865
ary Izy nitondra ny hazo fijaliany, dia nankany amin'ny tany atao hoe Ikarandoha, izay atao amin'ny teny Hebreo hoe Golgota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary Izy nitondra ny hazofijaliany, dia nankany amin’ny toerana atao hoe Ikarandoha, izay atao amin’ny teny hebreo hoe Golgota.
malagasy
ary Izy nitondra ny hazo fijaliany, dia nankany amin'ny tany atao hoe Ikarandoha, izay atao amin'ny teny Hebreo hoe Golgota.