John 19:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo no nanomboana Azy tamin’ny hazofijaliana, ary nisy roa lahy koa niaraka Taminy, iray avy teo an-daniny roa, fa Jesosy no teo afovoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo no namantsihany Azy tamin’ny hazofijaliana, niaraka tamin’ny roa lahy hafa koa izay nofantsihana teo an-daniny roa, fa i Jesoa teo afovoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo no nanombohan’ny miaramila Azy tamin’ny hazofijaliana; ary nisy roa lahy hafa koa niaraka taminy, dia nohomboana tamina hazofijaliana teo an-daniny roa, fa i Jesoa teo afovoany.
Malagasy Bible 1865
Teo no nanomboana Azy tamin'ny hazo fijaliana, ary nisy roa lahy koa niaraka taminy, iray avy teo an-daniny roa, ary Jesosy teo afovoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo no nanomboana Azy tamin’ny hazofijaliana, ary nisy roa lahy koa niaraka Taminy, iray avy teo an-daniny roa, fa Jesosy no teo afovoany.
malagasy
Teo no nanomboana Azy tamin'ny hazo fijaliana, ary nisy roa lahy koa niaraka taminy, iray avy teo an-daniny roa, ary Jesosy teo afovoany.