John 19:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandrandrana satroka tsilo ny miaramila ka nasatrony ny lohany sady nampitafiany lamba volomparasy Izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandrandrana fehiloha tsilo ny miaramila ka nasatrony ny lohany, ary nampitafîny kapaoty jaky Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandrandrana fehiloha tsilo ny miaramila ka nasatrony ny lohan’i Jesoa; ary nampitafîny lamba jaky Izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny miaramila nandrandrana satroka tsilo, ka nasatrony ny lohany, ary nampitafiny lamba volomparasy Izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandrandrana satroka tsilo ny miaramila ka nasatrony ny lohany sady nampitafiany lamba volomparasy Izy,
malagasy
Ary ny miaramila nandrandrana satroka tsilo, ka nasatrony ny lohany, ary nampitafiny lamba volomparasy Izy,