John 19:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany ireo lehiben’ny mpisorona tamin’ny Jiosy dia niteny tamin’i Pilato hoe: Aza soratana hoe: Mpanjakan’ny Jiosy; fa izao: Izy no nilaza hoe: Mpanjakan’ny Jiosy Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny mpisoron’ny Jody tamin’i Pilaty: «Aza atao hoe mpanjakan’ny Jody, fa hoe Izy nilaza hoe: Mpanjakan’ny Jody Aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny lohandoha-mpisorona jiosy tamin’i Pilato: –Aza soratana hoe «ilay Mpanjakan’ny Jiosy», fa izao: «ilay io no nilaza hoe: Mpanjakan’ny Jiosy Aho.»
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany ny lohan'ny mpisorona tamin'ny Jiosy dia nanao tamin'i Pilato hoe; Aza soratana hoe: Mpanjakan'ny Jiosy; fa izao: Izy no nilaza hoe: Mpanjakan'ny Jiosy Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany ireo lehiben’ny mpisorona tamin’ny Jiosy dia niteny tamin’i Pilato hoe: Aza soratana hoe: Mpanjakan’ny Jiosy; fa izao: Izy no nilaza hoe: Mpanjakan’ny Jiosy Aho.
malagasy
Ary noho izany ny lohan'ny mpisorona tamin'ny Jiosy dia nanao tamin'i Pilato hoe; Aza soratana hoe: Mpanjakan'ny Jiosy; fa izao: Izy no nilaza hoe: Mpanjakan'ny Jiosy Aho.