John 19:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Pilato hoe: Izay voasoratro dia voasoratro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Pilaty hoe: «Izay voasoratro dia voasoratro.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Pilato hoe: –Izay voasoratro dia voasoratro!
Malagasy Bible 1865
Pilato namaly hoe: Izay voasoratro dia voasoratro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Pilato hoe: Izay voasoratro dia voasoratro.
malagasy
Pilato namaly hoe: Izay voasoratro dia voasoratro.