John 19:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nijanona teo akaikin’ny hazofijalian’i Jesosy ny reniny sy ny rahavavin-dreniny, i Maria, vadin’i Klopa, sy i Maria Magdalena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nitsangana teo akaikin’ny Hazofijalian’i Jesoa ny reniny sy ny rahavavin-dreniny, dia i Maria vadin’i Kleôfasy, ary i Maria Madelenina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nijoro teo akaikin’ny hazofijalian’i Jesoa ny reniny sy ny rahavavin-dreniny, dia i Maria vadin’i Klôpà, ary i Maria Magdalena.
Malagasy Bible 1865
Ary nijanona teo akaikin'ny hazo fijalian'i Jesosy ny reniny sy ny rahavavin-dreniny, Maria, vadin'i Klopa, sy Maria Magdalena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nijanona teo akaikin’ny hazofijalian’i Jesosy ny reniny sy ny rahavavin-dreniny, i Maria, vadin’i Klopa, sy i Maria Magdalena.
malagasy
Ary nijanona teo akaikin'ny hazo fijalian'i Jesosy ny reniny sy ny rahavavin-dreniny, Maria, vadin'i Klopa, sy Maria Magdalena.