John 19:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’i Jesosy ny reniny sy ilay mpianatra tiany fa nijanona teo dia hoy Izy tamin’ny reniny: Ravehivavy, indro ny zanakao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan’i Jesoa ny ireniny sy ilay mpianany malalany nitsangana teo akaikiny, dia hoy Izy tamin-dreniny: «Ravehivavy, indro ny zanakao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hitan’i Jesoa ny reniny ary teo anilan’io reniny io ilay mpianatra tiany, dia hoy Izy tamin-dreniny: –Ravehivavy, indro ny zanakao!
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'i Jesosy ny reniny sy ilay mpianatra tiany nijanona teo, dia hoy Izy tamin'ny reniny: Ravehivavy, indro ny zanakao!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’i Jesosy ny reniny sy ilay mpianatra tiany fa nijanona teo dia hoy Izy tamin’ny reniny: Ravehivavy, indro ny zanakao!
malagasy
Ary nony hitan'i Jesosy ny reniny sy ilay mpianatra tiany nijanona teo, dia hoy Izy tamin'ny reniny: Ravehivavy, indro ny zanakao!