John 19:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy koa Izy tamin’ilay mpianatra: Indro ny reninao! Hatramin’izay ora izay dia noraisin’ilay mpianatra ho any aminy i Maria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy koa Izy tamin’ilay mpianatra: «Indro ny reninao.» Ka hatramin’izay dia noraisin’ilay mpianatra ho any aminy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia hoy Izy tamin’ilay mpianatra: –Indro ny reninao! Ary nanomboka hatramin’io fotoana io i Maria dia noraisin’ilay mpianatra ho any aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Izy tamin'ilay mpianatra: Indro ny reninao! Ary tamin'izany ora izany dia noraisin'ilay mpianatra ho any aminy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy koa Izy tamin’ilay mpianatra: Indro ny reninao! Hatramin’izay ora izay dia noraisin’ilay mpianatra ho any aminy i Maria.
malagasy
Ary hoy koa Izy tamin'ilay mpianatra: Indro ny reninao! Ary tamin'izany ora izany dia noraisin'ilay mpianatra ho any aminy izy.