John 19:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany dia fantatr’i Jesosy fa efa vita ny zavatra rehetra mba hahatanteraka ny Soratra Masina ka hoy Izy: Mangetaheta Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka izany, dia fantatr’i Jesoa fa efa tanteraka ny zavatra rehetra, ka hoy Izy mba hahatanteraka ny Soratra Masina: «Mangetaheta aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia fantatr’i Jesoa fa efa vita ny zavatra rehetra; ka mba hahatanteraka ny Soratra Masina, dia hoy Izy: –Mangetaheta Aho.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia fantatr'i Jesosy fa efa vita ny zavatra rehetra tamin'izay, mba hahatanteraka ny Soratra Masina, dia hoy Izy: Mangetaheta Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany dia fantatr’i Jesosy fa efa vita ny zavatra rehetra mba hahatanteraka ny Soratra Masina ka hoy Izy: Mangetaheta Aho.
malagasy
Ary rehefa afaka izany, dia fantatr'i Jesosy fa efa vita ny zavatra rehetra tamin'izay, mba hahatanteraka ny Soratra Masina, dia hoy Izy: Mangetaheta Aho.