John 19:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy bakoly feno vinaingitra nipetraka teo; ary nisy sipaonjy feno vinaingitra naraikiny tamin’ny hisopa ka nataon’ny miaramila tamin’ny vavan’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy bakoly feno vinaingitra kosa teo, ka nalaina ny spônjy novontosana vinaingitra, sy notohizina tamin’ny hazo hisopa, dia natohoka teo am-bavany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy bakoly feno vinaingitra teo; ka spaonjy novontosana vinaingitra sy notohizana tamina zaran-defona no natohoky ny miaramila teo am-bavan’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy bakoly feno vinaingitra nipetraka teo; ary nisy sipaonjy feno vinaingitra notohiziny tamin'ny hysopa ka nataony tamin'ny vavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy bakoly feno vinaingitra nipetraka teo; ary nisy sipaonjy feno vinaingitra naraikiny tamin’ny hisopa* ka nataon’ny miaramila tamin’ny vavan’i Jesosy.
malagasy
Ary nisy bakoly feno vinaingitra nipetraka teo; ary nisy sipaonjy feno vinaingitra notohiziny tamin'ny hysopa ka nataony tamin'ny vavany.