John 19:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nanatona Azy ny miaramila ka niteny Taminy hoe: Arahaba, ry Mpanjakan’ny Jiosy! Sady namely tehamaina Azy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany, dia nanatona Azy izy ireo, ka sady namely tehamaina Azy no nanao hoe: «Arahaba, ry Mpanjakan’ny Jody.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanatona Azy ny miaramila, ka namely tahamaina Azy sady niteny hoe: –Arahaba, ry Mpanjakan’ny Jiosy!
Malagasy Bible 1865
dia nanatona Azy ireo ka niteny hoe: Arahaba, ry Mpanjakan'ny Jiosy! sady namely tahamaina Azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nanatona Azy ny miaramila ka niteny Taminy hoe: Arahaba, ry Mpanjakan’ny Jiosy! Sady namely tehamaina Azy izy.
malagasy
dia nanatona Azy ireo ka niteny hoe: Arahaba, ry Mpanjakan'ny Jiosy! sady namely tahamaina Azy izy. [Na: tehina]