John 19:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nanandrana ny vinaingitra Jesosy dia niteny hoe: Vita; dia nanondrika ny lohany Izy ka nanolotra ny fanahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nanandrana ny vinaingitra Izy dia nanao hoe: «Tanteraka ny zavatra rehetra.» Dia nanondrika ny lohany izy ka niala aina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nanandrana ny vinaingitra Izy dia nanao hoe: –Vita ny zavatra rehetra! Dia nanondri-doha Izy ka nanolotra ny fanahiny.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nanandrana ny vinaingitra Jesosy, dia nanao hoe: Vita; dia nanondrika ny lohany Izy ka nanolotra ny fanahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nanandrana ny vinaingitra Jesosy dia niteny hoe: Vita; dia nanondrika ny lohany Izy ka nanolotra ny fanahiny.
malagasy
Ary rehefa nanandrana ny vinaingitra Jesosy, dia nanao hoe: Vita; dia nanondrika ny lohany Izy ka nanolotra ny fanahiny.