John 19:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga ny miaramila ka nanapaka ny ranjon’ny voalohany sy ny an’ny iray koa izay niaraka nohomboina tamin’i Jesosy tamin’ny hazofijaliana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga ny miaramila ka nanapaka ny ranjon’ny voalohany sy ny an’ilay anankiray niara-nofantsihana taminy koa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga ny miaramila ka nanapaka ny ranjon’ny voalohany sy ny an’ilay anankiray hafa izay nohomboana tamin’ny hazofijaliana niaraka tamin’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Dia tonga ny miaramila ka nanapaka ny ranjon'ny voalohany sy ny an'ny anankiray koa izay niaraka nohomboana tamin'i Jesosy tamin'ny hazo fijaliana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga ny miaramila ka nanapaka ny ranjon’ny voalohany sy ny an’ny iray koa izay niaraka nohomboina tamin’i Jesosy tamin’ny hazofijaliana.
malagasy
Dia tonga ny miaramila ka nanapaka ny ranjon'ny voalohany sy ny an'ny anankiray koa izay niaraka nohomboana tamin'i Jesosy tamin'ny hazo fijaliana.