John 19:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nony nankeo amin’i Jesosy izy dia hitany fa efa maty sahady Izy, koa tsy mba notapahiny ny ranjony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nony nankeo amin’i Jesoa izy ireo, dia hitany fa efa maty sahady Izy, ka tsy mba notapahiny ny ranjony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nankeo amin’i Jesoa ny miaramila, dia hitany fa efa maty sahady Izy, ka dia tsy mba notapahiny ny ranjony;
Malagasy Bible 1865
Fa nony nankeo amin'i Jesosy izy, dia hitany fa efa maty sahady Izy, ka dia tsy mba notapahiny ny ranjony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nony nankeo amin’i Jesosy izy dia hitany fa efa maty sahady Izy, koa tsy mba notapahiny ny ranjony.
malagasy
Fa nony nankeo amin'i Jesosy izy, dia hitany fa efa maty sahady Izy, ka dia tsy mba notapahiny ny ranjony.