John 19:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy miaramila iray anefa nandefona ny lanivoany, ary niaraka tamin’izay dia nisy ra sy rano nandeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nolefonin’ny miaramila anankiray kosa ny tratrany, ka nisy ra sy rano nivoaka niaraka tamin’izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa nisy miaramila anankiray nandefona ny fon’i Jesoa, ary niaraka tamin’izay dia nisy ra sy rano nivoaka.
Malagasy Bible 1865
Fa ny miaramila anankiray nandefona ny lanivoany, ary niaraka tamin'izay dia nisy rà sy rano nandeha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy miaramila iray anefa nandefona ny lanivoany, ary niaraka tamin’izay dia nisy ra sy rano nandeha.
malagasy
Fa ny miaramila anankiray nandefona ny lanivoany, ary niaraka tamin'izay dia nisy rà sy rano nandeha.