John 19:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ilay nahita dia vavolombelona manambara, ary marina ny fanambaràny; ary fantany fa milaza ny marina izy mba hinoanareo koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ilay nahita no milaza, ka marina ny filazany, sady fantany fa milaza ny marina izy, mba hinoanareo koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay nahita no vavolombelona manambara ary azo antoka ny fijoroany ho vavolombelona, sady fantany fa milaza ny marina izy mba hinoanareo koa.
Malagasy Bible 1865
Ary ilay nahita dia vavolombelona manambara, ary marina ny fanambarany; ary fantany fa milaza ny marina izy, mba hinoanareo koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ilay nahita dia vavolombelona manambara, ary marina ny fanambaràny; ary fantany fa milaza ny marina izy mba hinoanareo koa.
malagasy
Ary ilay nahita dia vavolombelona manambara, ary marina ny fanambarany; ary fantany fa milaza ny marina izy, mba hinoanareo koa.