John 19:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tonga izany mba hahatanteraka ny Soratra Masina hoe: «Tsy hisy hotapahina ny taolany» (Eks 12.46; Sal 34.20).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izany no tonga dia mba hahatanteraka ny Soratra Masina hoe: «Tsy hisy hotapahina ny taolany, na dia iray aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, tonga izany mba hahatanteraka ny Soratra Masina hoe: «Tsy hisy hotapahina ny taolany.»
Malagasy Bible 1865
Fa tonga izany mba hahatanteraka ny Soratra Masina hoe: Tsy hisy hotapahina ny taolany (Eks. 12. 46; Sal. 34. 20).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tonga izany mba hahatanteraka ny Soratra Masina hoe: «Tsy hisy hotapahina ny taolany» (Eks 12.46; Sal 34.20).
malagasy
Fa tonga izany mba hahatanteraka ny Soratra Masina hoe: Tsy hisy hotapahina ny taolany (Eks. 12. 46; Sal. 34. 20).