John 19:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa ny teny iray ao amin’ny Soratra Masina: «Hijery izay nolefoniny izy» (Zak 12.10).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy indray koa ny Soratra Masina: «Hijery Izay nolefoniny izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy indray koa ny Soratra Masina hoe: «Hijery ilay nolefonina izy ireo.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa ny teny iray ao amin'ny Soratra Masina: Hijery Izay nolefoniny izy (Zak. 12. 10).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa ny teny iray ao amin’ny Soratra Masina: «Hijery izay nolefoniny izy» (Zak 12.10).
malagasy
Ary hoy koa ny teny iray ao amin'ny Soratra Masina: Hijery Izay nolefoniny izy (Zak. 12. 10).