John 19:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga koa i Nikodemosy, ilay nankao amin’i Jesosy tamin’ny alina tamin’ny voalohany, ka nitondra miora sy hazo manitra voaharoharo, tokony ho zato livatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tonga koa i Nikôdema, ilay nanatona an’i Jesoa nony alina tamin’ny voalohany, nitondra mira sy aloesy nampifangaroina, tokony ho zato livatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga koa i Nikôdema (ilay nanatona an’i Jesoa andro alina teo aloha) nitondra ny miora sy aloesy nampifangaroina, tokony ho telopolo kilao.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga koa Nikodemosy (ilay nankao amin'i Jesosy nony alina tamin'ny voalohany) ka nitondra miora sy hazo manitra voaharoharo, tokony ho zato livatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga koa i Nikodemosy, ilay nankao amin’i Jesosy tamin’ny alina tamin’ny voalohany, ka nitondra miora sy hazo manitra voaharoharo, tokony ho zato livatra.
malagasy
Ary tonga koa Nikodemosy (ilay nankao amin'i Jesosy nony alina tamin'ny voalohany) ka nitondra miora sy hazo manitra voaharoharo, tokony ho zato livatra.