John 19:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivoaka nankeo ivelany indray i Pilato ka niteny tamin’izy ireo hoe: Indro, mitondra Azy mivoaka ho eto aminareo aho mba ho fantatrareo fa tsy hitako izay helony na dia kely akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivoaka indray i Pilaty ka nanao tamin’ny Jody hoe: «Indro Izy entiko manketo aminareo, mba ho fantatrareo fa tsy hitako mihitsy izay helony na dia iray aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivoaka nankeo alatrano indray i Pilato ka nanao tamin’ny vahoaka hoe: –Indro Izy entiko eto aminareo, mba hahafantaranareo fa tsy hitako izay helony, na dia iray aza!
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka indray Pilato ka nanao taminy hoe: Indro, izaho mitondra Azy mivoaka ho eto aminareo, mba ho fantatrareo fa tsy hitako izay helony, na dia kely akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivoaka nankeo ivelany indray i Pilato ka niteny tamin’izy ireo hoe: Indro, mitondra Azy mivoaka ho eto aminareo aho mba ho fantatrareo fa tsy hitako izay helony na dia kely akory aza.
malagasy
Dia nivoaka indray Pilato ka nanao taminy hoe: Indro, izaho mitondra Azy mivoaka ho eto aminareo, mba ho fantatrareo fa tsy hitako izay helony, na dia kely akory aza.