John 19:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noraisiny ny fatin’i Jesosy ka nofonosiny lambam-paty mbamin’ny zavamanitra, araka ny fanaon’ny Jiosy, raha manamboatra faty halevina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nalainy ny fatin’i Jesoa, dia nasiany zava-manitra sy nofonosiny lamba araka ny fanaon’ny Jody amin’ny fandevenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noraisin’izy roa lahy ny vatan’i Jesoa, ka nofonosina lamba nasiana zava-manitra, araka ny fanaon’ny Jiosy raha mamboatra faty halevina.
Malagasy Bible 1865
Dia noraisiny ny fatin'i Jesosy ka nofonosiny lambam-paty mbamin'ny zava-manitra, araka ny fanaon'ny Jiosy, raha mamboatra faty halevina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noraisiny ny fatin’i Jesosy ka nofonosiny lambam-paty mbamin’ny zavamanitra, araka ny fanaon’ny Jiosy, raha manamboatra faty halevina.
malagasy
Dia noraisiny ny fatin'i Jesosy ka nofonosiny lambam-paty mbamin'ny zava-manitra, araka ny fanaon'ny Jiosy, raha mamboatra faty halevina.