John 19:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy saha teo amin’ilay nanomboana Azy tamin’ny hazofijaliana; ary teo anatin’ilay saha dia nisy fasana vaovao izay tsy mbola nandevenana olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy saha anankiray kosa tao amin’ilay toerana namantsihana an’i Jesoa, ary nisy fasana vaovao tsy mbola nandevenana olona tao anatin’ilay saha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy saha anankiray kosa teo amin’ilay toerana nanomboana an’i Jesoa; ary nisy fasana vaovao tsy mbola nandevenana olona mihitsy tao anatin’ilay saha.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy saha teo amin'ilay nanomboana Azy tamin'ny hazo fijaliana; ary teo anatin'ilay saha nisy fasana vaovao, izay tsy mbola nandevenana olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy saha teo amin’ilay nanomboana Azy tamin’ny hazofijaliana; ary teo anatin’ilay saha dia nisy fasana vaovao izay tsy mbola nandevenana olona.
malagasy
Ary nisy saha teo amin'ilay nanomboana Azy tamin'ny hazo fijaliana; ary teo anatin'ilay saha nisy fasana vaovao, izay tsy mbola nandevenana olona.Ary teo no nandevenany an'i Jesosy noho ny andro fiomanan'ny Jiosy, satria teo akaiky ny fasana.