John 19:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao no nandevenany an’i Jesosy noho ny andro fiomanan’ny Jiosy satria akaiky teo ny fasana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka noho ny maha-andro fiomanan’ny Jody tamin’izay dia tao no nandevenany an’i Jesoa, satria akaiky ny fasana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa satria andro fiomanana ho an’ny Jiosy tamin’izay sady akaiky eo ny fasana, dia tao no nandevenan’izy roa lahy an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary teo no nandevenany an'i Jesosy noho ny andro fiomanan'ny Jiosy, satria teo akaiky ny fasana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao no nandevenany an’i Jesosy noho ny andro fiomanan’ny Jiosy satria akaiky teo ny fasana.
malagasy
Ary teo no nandevenany an'i Jesosy noho ny andro fiomanan'ny Jiosy, satria teo akaiky ny fasana.