John 19:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary navoaka avy tao Jesosy, misatroka tsilo sy mitafy lamba volomparasy. Dia hoy i Pilato tamin’ny vahoaka: Indro ny lehilahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay nivoaka i Jesoa misatroka fehiloha tsilo sy mitafy kapaoty jaky, ka hoy i Pilaty tamin’ny Jody: «Indro ny Lehilahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nivoaka nankeo alatrano i Jesoa, misatroka fehiloha tsilo sy mitafy lamba jaky. Dia hoy i Pilato tamin’ny vahoaka: –Indro ny Lehilahy!
Malagasy Bible 1865
Ary nivoaka Jesosy misatroka tsilo sy mitafy ny lamba volomparasy. Dia hoy Pilato tamin'ny vahoaka: Indro ny Lehilahy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary navoaka avy tao Jesosy, misatroka tsilo sy mitafy lamba volomparasy. Dia hoy i Pilato tamin’ny vahoaka: Indro ny lehilahy!
malagasy
Ary nivoaka Jesosy misatroka tsilo sy mitafy ny lamba volomparasy. Dia hoy Pilato tamin'ny vahoaka: Indro ny Lehilahy!