John 19:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpiandry raharaha Jesosy dia niantso ireo hoe: Homboy amin’ny hazofijaliana Izy! Homboy amin’ny hazofijaliana Izy! Hoy Pilato taminy: Entonareo Izy ka homboy amin’ny hazofijaliana; fa izaho anefa dia tsy mahita izay helony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita Azy ny lohan’ny mpisorona sy ny mpiandry raharaha, dia niantso nanao hoe: «Fantsiho, fantsiho amin’ny hazofijaliana izy.» Fa hoy i Pilaty tamin’izy ireo: «Ento àry ka fantsihonareo, fa izaho tsy mba mahita izay helony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony mahita an’i Jesoa ny lohandoha-mpisorona sy ny mpiandry raharaha, dia niantsoantso nanao hoe: –Homboy amin’ny hazofijaliana io! Homboy amin’ny hazofijaliana io! Fa hoy i Pilato taminy: –Entonareo Izy, ka homboy amin’ny hazofijaliana; fa Izaho tsy mahita izay helony.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitan'ny lohan'ny mpisorona sy ny mpiandry raharaha Jesosy, dia niantso ireo ka nanao hoe: Homboy amin'ny hazo fijaliana Izy! homboy amin'ny hazo fijaliana Izy! Hoy Pilato taminy: Entonareo Izy, ka homboy amin'ny hazo fijaliana; fa izaho tsy mahita izay helony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpiandry raharaha Jesosy dia niantso ireo hoe: Homboy amin’ny hazofijaliana Izy! Homboy amin’ny hazofijaliana Izy! Hoy Pilato taminy: Entonareo Izy ka homboy amin’ny hazofijaliana; fa izaho anefa dia tsy mahita izay helony.
malagasy