John 19:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa namaly azy ny Jiosy hoe: Izahay dia manana lalàna, ary araka izany lalàna izany dia tokony ho faty Izy satria nanao ny tenany ho Zanak’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny Jody namaly azy: «Manana lalàna izahay, ary araka ny lalànay dia tsy maintsy hovonoina Izy, satria nanao ny Tenany ho Zanak’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Jiosy kosa namaly azy hoe: –Manana lalàna izahay, ary araka izany lalàna izany dia tokony ho faty Izy, satria nanao ny tenany ho Zanak’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Fa ny Jiosy namaly azy hoe: Izahay manana lalàna, ary araka izany lalàna izany dia tokony ho faty Izy, satria nanao ny tenany ho Zanak'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa namaly azy ny Jiosy hoe: Izahay dia manana lalàna, ary araka izany lalàna izany dia tokony ho faty Izy satria nanao ny tenany ho Zanak’Andriamanitra.
malagasy
Fa ny Jiosy namaly azy hoe: Izahay manana lalàna, ary araka izany lalàna izany dia tokony ho faty Izy, satria nanao ny tenany ho Zanak'Andriamanitra.