John 19:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’i Pilato izany teny izany dia vao mainka natahotra izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandre izany i Pilaty vao mainka natahotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nandre izany teny izany i Pilato, dia vao mainka natahotra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'i Pilato izany teny izany, dia vao mainka natahotra izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’i Pilato izany teny izany dia vao mainka natahotra izy
malagasy
Ary nony ren'i Pilato izany teny izany, dia vao mainka natahotra izy,