John 19:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niditra tao an-dapa indray sady niteny tamin’i Jesosy hoe: Avy aiza moa Ianao? Nefa tsy namaly teny azy akory Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niditra tao an-trano indray izy ka nanao tamin’i Jesoa hoe: «Avy aiza moa Ianao?» Fa tsy namaly azy i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niditra tao an-trano indray izy ka nanao hoe tamin’i Jesoa hoe: –Avy aiza moa Ianao? Fa tsy namaly azy i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
dia niditra tao anati-rova indray izy ka nanao tamin'i Jesosy hoe: Avy aiza moa Hianao? Fa tsy namaly azy akory Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niditra tao an-dapa indray sady niteny tamin’i Jesosy hoe: Avy aiza moa Ianao? Nefa tsy namaly teny azy akory Jesosy.
malagasy
dia niditra tao anati-rova indray izy ka nanao tamin'i Jesosy hoe: Avy aiza moa Hianao? Fa tsy namaly azy akory Jesosy.