John 2:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tao Kana any Galilia; ary tao ny renin’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka hateloana dia nisy fampakaram-bady tany Kanà any Galilea, ary tao ny Renin’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tamin’ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tany Kanà any Galilea; ary tao ny renin’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tao Kana any Galilia; ary tao ny renin'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tao Kana any Galilia; ary tao ny renin’i Jesosy.
malagasy
Ary tamin'ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tao Kana any Galilia; ary tao ny renin'i Jesosy.