John 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no nataon’i Jesosy tao Kana any Galilia ho voaloham-pamantarana. Nasehony ny voninahiny, ary nino Azy ny mpianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany nataon’i Jesoa tany Kanà any Galilea izany no santatry ny famantarana nataony; naneho ny voninahiny Izy ka nino Azy ny mpianany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany nataon’i Jesoa tao Kanà any Galilea izany no santatr’ireo famantarana narosony. Ary nasehon’i Jesoa ny voninahiny, ka nino Azy ny mpianany.
Malagasy Bible 1865
Izany no nataon'i Jesosy tao Kana any Galilia ho voaloham-pamantarana, ka nasehony ny voninahiny; ary nino Azy ny mpianany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no nataon’i Jesosy tao Kana any Galilia ho voaloham-pamantarana. Nasehony ny voninahiny, ary nino Azy ny mpianany.
malagasy
Izany no nataon'i Jesosy tao Kana any Galilia ho voaloham-pamantarana, ka nasehony ny voninahiny; ary nino Azy ny mpianany.