John 2:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka izany dia nidina nankany Kapernaomy Jesosy sy ny reniny ary ny rahalahiny mbamin’ny mpianany; nefa tsy dia nitoetra ela tany izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa afaka izany, dia nidina nankany Kafarnaoma Izy sy ny Reniny mbamin’ny rahalahiny sy ny mpianany; nefa tsy nitoetra ela tao izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia nidina nankany amin’ny tanàna Kafarnahòma i Jesoa mbamin’ny reniny sy ny rahalahiny ary ny mpianany; nefa andro vitsivitsy ihany no nitoeran’izy mianakavy tao.
Malagasy Bible 1865
Rehefa afaka izany, dia nidina nankany Kapernaomy Jesosy mbamin'ny reniny sy ny rahalahiny ary ny mpianany; nefa tsy nitoetra ela teo Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka izany dia nidina nankany Kapernaomy Jesosy sy ny reniny ary ny rahalahiny mbamin’ny mpianany; nefa tsy dia nitoetra ela tany izy ireo.
malagasy
Rehefa afaka izany, dia nidina nankany Kapernaomy Jesosy mbamin'ny reniny sy ny rahalahiny ary ny mpianany; nefa tsy nitoetra ela teo Izy.