John 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony akaiky ny Paska an’ny Jiosy dia niakatra tany Jerosalema Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary akaiky ny Pakan’ny Jody, ka niakatra tany Jerosalema i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary efa akaiky ny Paska fankalazàn’ny Jiosy, ka dia niakatra tany Jerosalema i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary efa akaiky ny Pasky ny Jiosy, ka dia niakatra tany Jerosalema Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony akaiky ny Paska an’ny Jiosy* dia niakatra tany Jerosalema Jesosy.
malagasy
Ary efa akaiky ny Pasky ny Jiosy, ka dia niakatra tany Jerosalema Jesosy.