John 2:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitany nipetraka tao amin’ny tempoly ireo mpivarotra omby sy ondry ary voromailala, tao koa ireo mpanakalo vola;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitany tao anatin’ny Tempoly ny mpivarotra omby aman’ondry sy voromahailala ary ny mpanakalo vola nipetraka tao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hitany teo an- kianjan’ny tempoly ireo mpivarotra omby sy ondry amam-boromahailala ary koa ny mpanakalo vola izay nipetraka teo.
Malagasy Bible 1865
Ary hitany teo an-kianjan'ny tempoly ny nivarotra omby sy ondry sy voromailala ary ny mpanakalo vola izay nipetraka teo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitany nipetraka tao amin’ny tempoly ireo mpivarotra omby sy ondry ary voromailala, tao koa ireo mpanakalo vola;
malagasy
Ary hitany teo an-kianjan'ny tempoly ny nivarotra omby sy ondry sy voromailala ary ny mpanakalo vola izay nipetraka teo;