John 2:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nanao kotopia kofehy Izy ka nandroaka azy rehetra hiala tao amin’ny tempoly, na ny ondry na ny omby, ary naparitany ny volan’ny mpanakalo vola sady nazerany ny latabatra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanao kotopia tamin’ny tady madinika Izy, dia nandroaka azy rehetra mbamin’ny omby aman’ondry hiala amin’ny Tempoly; nararany ny volan’ny mpanakalo vola, nazerany ny latabatra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao karavasy tamin’ny tady i Jesoa, ary nandroaka azy rehetra mbamin’ny ondry aman’omby hiala teo an-kianjan’ny tempoly; nararak’i Jesoa ny volan’ireo mpanakalo vola sady nazerany ny latabany;
Malagasy Bible 1865
dia nanao kotopia kofehy Izy ka nandroaka azy rehetra hiala teo an-kianjan'ny tempoly, na ny ondry na ny omby, ary nararany ny volan'ny mpanakalo vola, sady nazerany ny latabatra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nanao kotopia kofehy Izy ka nandroaka azy rehetra hiala tao amin’ny tempoly, na ny ondry na ny omby, ary naparitany ny volan’ny mpanakalo vola sady nazerany ny latabatra;
malagasy
dia nanao kotopia kofehy Izy ka nandroaka azy rehetra hiala teo an-kianjan'ny tempoly, na ny ondry na ny omby, ary nararany ny volan'ny mpanakalo vola, sady nazerany ny latabatra;