John 2:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hoy Izy tamin’ny mpivarotra ny voromailala: Ento mivoaka any ireto zavatra ireto; aza ataonareo trano fivarotana ny tranon’ny Raiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary hoy Izy tamin’izay nivaro-boromahailala: «Esory eto ireo; fa aza ataonareo trano fivarotana ny tranon’ny Raiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hoy Izy tamin’ireo mpivarotra voromahailala: –Esory teo ireo, fa aza atao fivarotana ny tranon’ny Raiko.
Malagasy Bible 1865
dia hoy Izy tamin'ny nivarotra ny voromailala: Ento mivoaka ireto zavatra ireto; aza atao trano fivarotana ny tranon'ny Raiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hoy Izy tamin’ny mpivarotra ny voromailala: Ento mivoaka any ireto zavatra ireto; aza ataonareo trano fivarotana ny tranon’ny Raiko.
malagasy
dia hoy Izy tamin'ny nivarotra ny voromailala: Ento mivoaka ireto zavatra ireto; aza atao trano fivarotana ny tranon'ny Raiko.