John 2:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsaroan’ny mpianany fa voasoratra hoe: «Ny firehetako ny amin’ny tranonao no haharìtra aina ahy» (Sal 69.9).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tsaroan’ny mpianany fa efa voasoratra hoe: «Ny fitiavako ny tranonao no maharîtra ny aiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tsaroan’ny mpianatr ’i Jesoa fa izao no efa voalazan’ny Soratra Masina: «Saro-piaro ny amin’ny tranonao aho, Andriamanitra ô, ka izany no haharîtra aina ahy!»
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpianany nahatsiaro fa voasoratra hoe: Ny firehetako ny amin'ny tranonao no haharitra aina ahy (Sal. 69. 9).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsaroan’ny mpianany fa voasoratra hoe: «Ny firehetako ny amin’ny tranonao no haharìtra aina ahy» (Sal 69.9).
malagasy
Ary ny mpianany nahatsiaro fa voasoratra hoe: Ny firehetako ny amin'ny tranonao no haharitra aina ahy (Sal. 69. 9).