John 2:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny Jiosy Taminy: Inona no famantarana asehonao aminay no manao izao zavatra izao Ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa niteny kosa ny Jody ka nanao taminy hoe: «Inona no famantarana asehonao aminay no manao toy izao Ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia niteny tamin’i Jesoa ny manampahefana jiosy nanao hoe: –Inona no famantarana asehonao aminay ho porofon’ny fahefana anaovanao an’izao?
Malagasy Bible 1865
Fa namaly ny Jiosy ka nanao taminy hoe: Inona no famantarana asehonao aminay, no manao izao zavatra izao Hianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny Jiosy Taminy: Inona no famantarana asehonao aminay no manao izao zavatra izao Ianao?
malagasy
Fa namaly ny Jiosy ka nanao taminy hoe: Inona no famantarana asehonao aminay, no manao izao zavatra izao Hianao?