John 2:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Jesosy namaly azy ireo hoe: Ravao ity tempoly ity, fa ao anatin’ny hateloana dia hatsangako indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly azy i Jesoa nanao hoe: «Ravao ity tempoly ity, fa hatsangako indray amin’ny hateloana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Ravao ity tempoly ity ary ao anatin’ny telo andro dia hajoroko indray!
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Ravao ity tempoly ity, ary amin'ny hateloana dia hatsangako indray izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Jesosy namaly azy ireo hoe: Ravao ity tempoly ity, fa ao anatin’ny hateloana dia hatsangako indray.
malagasy
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Ravao ity tempoly ity, ary amin'ny hateloana dia hatsangako indray izy.