John 2:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy ny Jiosy: Nandritra ny enina amby efapolo taona no efa nananganana ity tempoly ity, koa Ianao va hahatsangana azy amin’ny hateloana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny Jody: «Enina amby efapolo taona no nanaovana ity Tempoly ity, ka Ianao ve dia hanangana azy indray amin’ny hateloana e?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ry zareo: –46 taona izao no nanaovana ity tempoly ity, ka Ianao ve no hahatafajoro azy ao anatin’ny telo andro?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny Jiosy: Enina amby efa-polo taona izay no efa nanaovana ity tempoly ity, ka Hianao va hahatsangana azy amin'ny hateloana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy ny Jiosy: Nandritra ny enina amby efapolo taona no efa nananganana ity tempoly ity, koa Ianao va hahatsangana azy amin’ny hateloana?
malagasy
Fa hoy ny Jiosy: Enina amby efa-polo taona izay no efa nanaovana ity tempoly ity, ka Hianao va hahatsangana azy amin'ny hateloana?