John 2:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tenany anefa no tempoly nolazainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Vatany anefa no Tempoly nolazainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tempoly nolazain’i Jesoa anefa dia ny tenany.
Malagasy Bible 1865
Fa ny tenany no tempoly nolazainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tenany anefa no tempoly nolazainy.
malagasy
Fa ny tenany no tempoly nolazainy.