John 2:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa nitsangana tamin’ny maty Izy dia tsaroan’ny mpianany fa efa nilaza izany Izy; ary nino ny Soratra Masina sy ny teny izay nolazain’i Jesosy izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony tafatsangan-ko velona Izy, dia tsaroan’ny mpianany fa voalazany izany, ka nino ny Soratra Masina sy ny teny voalazan’i Jesoa izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa rehefa nitsangana velona avy tany amin’ny maty i Jesoa, dia tsaroan’ny mpianany fa voalazany izany; ka ninoan’izy ireo ny Soratra Masina sy ny teny voalazan’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary koa, rehefa nitsangana tamin'ny maty Izy, dia tsaroan'ny mpianany fa efa nilaza izany Izy; ary dia nino ny Soratra Masina sy ny teny izay nolazain'i Jesosy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa nitsangana tamin’ny maty Izy dia tsaroan’ny mpianany fa efa nilaza izany Izy; ary nino ny Soratra Masina sy ny teny izay nolazain’i Jesosy izy ireo.
malagasy
Ary koa, rehefa nitsangana tamin'ny maty Izy, dia tsaroan'ny mpianany fa efa nilaza izany Izy; ary dia nino ny Soratra Masina sy ny teny izay nolazain'i Jesosy izy.