John 2:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tao Jerosalema Jesosy tamin’ny Paska, izany hoe tamin’ny andro firavoravoana, dia maro no nino ny anarany raha nahita ny famantarana izay nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola tany Jerosalema Izy tamin’ny fetin’ny Paka, dia maro no nino ny Anarany, fa nahita ny fahagagana nataony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony i Jesoa tao Jerosalema nandritra ny fankalazana ny Paska, dia maro no nino Azy raha nahita ny famantarana izay nataony.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tao Jerosalema Jesosy tamin'ny Paska, dia tamin'ny andro firavoravoana, maro no nino ny anarany, raha nahita ny famantarana izay nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tao Jerosalema Jesosy tamin’ny Paska, izany hoe tamin’ny andro firavoravoana, dia maro no nino ny anarany raha nahita ny famantarana izay nataony.
malagasy
Ary nony tao Jerosalema Jesosy tamin'ny Paska, dia tamin'ny andro firavoravoana, maro no nino ny anarany, raha nahita ny famantarana izay nataony.