John 2:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa Jesosy tsy natoky azy satria fantany avokoa ny olona rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa tsy natoky azy ireo i Jesoa, satria nahalala azy rehetra Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa i Jesoa dia tsy natoky azy ireo, satria fantany avokoa izy rehetra
Malagasy Bible 1865
Fa Jesosy tsy natoky azy, satria Izy nahalala ny olona rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa Jesosy tsy natoky azy satria fantany avokoa ny olona rehetra;
malagasy
Fa Jesosy tsy natoky azy, satria Izy nahalala ny olona rehetra;ary tsy nitady olona hanambara olona Izy; fa ny tenany nahalala izay tao am-pon'ny olona.