John 2:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy nitady olona hanambara olona Izy; fa ny tenany no nahalala izay tao am-pon’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady tsy mba nila olona hilaza aminy ny amin’ny olona Izy, fa ny Tenany ihany dia nahalala izay ao am-pon’ny olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary tsy nilainy hisy vavolombelona manambara Azy momba ny olona; fa Izy mihitsy no nahafantatra izay tao am-pon’ny olona.
Malagasy Bible 1865
ary tsy nitady olona hanambara olona Izy; fa ny tenany nahalala izay tao am-pon'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy nitady olona hanambara olona Izy; fa ny tenany no nahalala izay tao am-pon’ny olona.
malagasy
ary tsy nitady olona hanambara olona Izy; fa ny tenany nahalala izay tao am-pon'ny olona.