John 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa lany ny divay dia hoy ny renin’i Jesosy Taminy: Tsy manana divay izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony inona, lany ny divay, ka hoy ny Renin’i Jesoa taminy: «Tsy manan-divay izy ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary satria efa lany ny divay, dia hoy ny renin’i Jesoa taminy: –Tapitra ny divain-dry zareo!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa lany ny divay, dia hoy ny renin'i Jesosy taminy: Tsy manana divay izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa lany ny divay dia hoy ny renin’i Jesosy Taminy: Tsy manana divay izy.
malagasy
Ary rehefa lany ny divay, dia hoy ny renin'i Jesosy taminy: Tsy manana divay izy.