John 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Ravehivavy, moa mifaninona akory Izaho sy ianao? Tsy mbola tonga ny fotoanandroko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Izaho sy ianao moa no ahoana amin’izany, ravehivavy? Tsy mbola tonga ny fotoako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa tamin’ny reniny: –Ravehivavy, inona no tadiavinao amiko? Moa tsy efa tonga ve ny fotoanandroko?
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Ravehivavy, moa mifaninona akory Izaho sy ianao? tsy mbola tonga ny fotoako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Ravehivavy, moa mifaninona akory Izaho sy ianao? Tsy mbola tonga ny fotoanandroko.
malagasy
Hoy Jesosy taminy: Ravehivavy, moa mifaninona akory Izaho sy ianao? tsy mbola tonga ny fotoako.